Blaogy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny blaogy (amin'ny teny Frantsay sy Anglisy dia: Blog) dia fitambaran-teny hoe « Web log » ; raha amin'ny teny Malagasy, ny log na ny laogin dia midika mitsofoka na miditra. Blaogy koa dia karazan'ireo tranokala aterineto hafahana manao dokam-barotra,sns
Fiantsoany ireo olona mampiasa anazy[hanova | hanova ny fango]
Antsoina hoe "blogueur na ny blogueuse" amin'ny teny Frantsay ary Blogger raha amin'ny teny Anglisy, ireo olona manao io blaogy io.